Acts 2:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza marina aminareo ny amin’i Davida patriarka, fa efa maty izy ka nalevina, ary eto amintsika mandraka androany ny fasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry hava-malala, aoka holazaiko marimarina aminareo fa ny amin’i Davida razantsika dia efa maty izy ka nalevina, ary eto amintsika mandraka androany ny fasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, azoko lazaina mazava tsara ny amin’i Davida razambentsika: efa maty izy ary nalevina sady mbola eto amintsika mandraka androany ny fasany.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza aminareo marimarina ny amin'i Davida patriarka, fa efa maty izy ka nalevina koa, ary ny fasany eto amintsika mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza marina aminareo ny amin’i Davida patriarka*, fa efa maty izy ka nalevina, ary eto amintsika mandraka androany ny fasany.
malagasy
Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza aminareo marimarina ny amin'i Davida patriarka, fa efa maty izy ka nalevina koa, ary ny fasany eto amintsika mandraka androany.