Acts 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy, izay nizarazara, ary nipetraka tamin’izy rehetra isan’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy sy nizarazara nipetraka teny amboniny tsirairay avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho tamin’ny mpivory ka nizarazara nipetraka teny ambonin’ny tsirairay avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy, izay nizarazara, ary nipetraka tamin’izy rehetra isan’olona.
malagasy
Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany.