Acts 2:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria mpaminany izy ka nahafantatra fa Andriamanitra efa nianiana taminy fa izay hateraky ny kibony no hapetrany eo ambonin’ny sezafiandrianany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noho ny maha mpaminany azy, sy noho ny fahalalany ny teny napetrak’Andriamanitra taminy tamim-pianianana fa anankiray amin’ny taranany no hapetrany handimby azy amin’ny fanjakany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpaminany izy ary nahalala fa Andriamanitra dia nianiana taminy nampanantena fa hisy anankiray amin’ny taranany hitsangana ho mpanjaka handimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary satria mpaminany izy ka nahalala fa Andriamanitra efa nanao fianianana taminy fa izay hateraky ny kibony no hipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria mpaminany izy ka nahafantatra fa Andriamanitra efa nianiana taminy fa izay hateraky ny kibony no hapetrany eo ambonin’ny sezafiandrianany,
malagasy
Ary satria mpaminany izy ka nahalala fa Andriamanitra efa nanao fianianana taminy fa izay hateraky ny kibony no hipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany, [Na: hapetrany]