Acts 2:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa raha nahita mialoha izy dia nilaza ny fitsanganan’i Kristy, fa tsy nafoy ho any amin’ny fitoeran’ny maty Izy, ary ny nofony dia tsy tratry ny lo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny fitsanganan’i Kristy ho velona avy any amin’ny maty, izay efa tsinjony mialoha, no nilazany fa tsy ho foiny ao amin’ny fitoeran’ny maty izy, ary ny nofony tsy ho tratry ny lo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tsinjon’i Davida mialoha izay hitranga ka ilay Mesia hitsangana ho velona no voalazany amin’ny hoe: «Tsy nafoy ho any amin’ny toeran’ny maty Izy ary ny nofony tsy tratry ny fahalòvana!»
Malagasy Bible 1865
koa raha nahita rahateo izy, dia nilaza ny fitsanganan'i Kristy, fa tsy nafoy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita Izy, ary ny nofony tsy tratry ny lò.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa raha nahita mialoha izy dia nilaza ny fitsanganan’i Kristy*, fa tsy nafoy ho any amin’ny fitoeran’ny maty Izy, ary ny nofony dia tsy tratry ny lo.
malagasy
koa raha nahita rahateo izy, dia nilaza ny fitsanganan'i Kristy, fa tsy nafoy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita Izy, ary ny nofony tsy tratry ny lò.