Acts 2:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany Jesosy izany dia efa natsangan’Andriamanitra ary vavolombelon’izany izahay rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany Jesoa izany no natsangan’Andriamanitra ho velona, ary vavolombelon’izany izahay rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny Jesoa iny no natsangan’Andriamanitra ho velona ary vavolombelona manambara izany izahay rehetra.
Malagasy Bible 1865
Izany Jesosy izany dia efa natsangan'Andriamanitra, ary vavolombelon'izany izahay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany Jesosy izany dia efa natsangan’Andriamanitra ary vavolombelon’izany izahay rehetra.
malagasy
Izany Jesosy izany dia efa natsangan'Andriamanitra, ary vavolombelon'izany izahay rehetra.