Acts 2:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy i Davida no niakatra tany an-danitra; satria hoy izy: «NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Davida tsy niakatra any an-danitra; nefa tenany no nilaza hoe: Ny Tompo nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria i Davida tsy niakatra tany an-danitra fa ny tenany no milaza hoe: «Ny Tompo Andriamanitra dia niteny hentitra tamin’ny Mpanjaka Tompoko hoe: Mipetraha amin’ny sezafiandrianana eto ankavanako;
Malagasy Bible 1865
Fa tsy Davida no niakatra tany an-danitra; fa hoy izy: Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy i Davida no niakatra tany an-danitra; satria hoy izy: «NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako
malagasy
Fa tsy Davida no niakatra tany an-danitra; fa hoy izy: Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana