Acts 2:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre izany ny olona dia voatsindrona tao am-pony ka niteny tamin’i Petera sy ny apostoly namany hoe: Ry rahalahy, inona no hataonay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voatsindron’izany teny izany ny fon’ny olona, ka hoy izy tamin’i Piera sy ireo Apôstôly namany: «Inona àry, ry zareo, no hataonay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tao am-pony ka nanontany an’i Petera sy ny apôstôly namany hoe: –Ry havana, inona no tokony hataonay?
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tam-pony ka nanao tamin'i Petera sy ny Apostoly namany hoe: Ry rahalahy, inona no hataonay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre izany ny olona dia voatsindrona tao am-pony ka niteny tamin’i Petera sy ny apostoly namany hoe: Ry rahalahy, inona no hataonay?
malagasy
Ary raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tam-pony ka nanao tamin'i Petera sy ny Apostoly namany hoe: Ry rahalahy, inona no hataonay?