Acts 2:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanamafy izany izy sady nananatra azy ireo tamin’ny teny maro hafa koa hoe: Aoka hovonjena ho afaka amin’ity taranaka maditra ity ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanambara sy namporisika azy tamin’ny teny maro hafa koa izy nanao hoe: «Vonjeo ny tenanareo mba ho afaka amin’ity taranaka ratsy ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola maro ny teny hafa nijoroan’i Petera ho vavolombelona ka nitaomany sy nananarany ny vahoaka hoe: –Vonjeo ny tenanareo ka misaraha amin’ireto olona mpaniasia ireto!
Malagasy Bible 1865
Ary nanambara sy nananatra azy tamin'ny teny maro hafa koa izy ka nanao hoe: Aoka hovonjena ho afaka amin'ity taranaka maditra ity ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanamafy izany izy sady nananatra azy ireo tamin’ny teny maro hafa koa hoe: Aoka hovonjena ho afaka amin’ity taranaka maditra ity ianareo.
malagasy
Ary nanambara sy nananatra azy tamin'ny teny maro hafa koa izy ka nanao hoe: Aoka hovonjena ho afaka amin'ity taranaka maditra ity ianareo.