Acts 2:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natao batisa ireo izay nandray tsara ny teniny ka tokony ho telo arivo ireo olona vao nanampy ho isany tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natao Batemy izay nandray tsara ny teniny, ka niampy tokony ho telo arivo ny isan’ny mpianatra tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay nandray tsara ny tenin’i Petera dia natao batisa; ary olona tokony ho telo arivo no nanatevin-daharana ny mpino tamin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona nanampy ho isany tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natao batisa ireo izay nandray tsara ny teniny ka tokony ho telo arivo ireo olona vao nanampy ho isany tamin’izany andro izany.
malagasy
Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona nanampy ho isany tamin'izany andro izany.