Acts 2:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra ny olona rehetra, ary fahagagana sy famantarana maro no nataon’ny apostoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Betsaka koa ny fahagagana sy ny famantarana nataon’ny Apôstôly tao Jerosalema, ka raiki-tahotra ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia raiki-tahotra avokoa ny olona noho ny zava-mahagaga sy famantarana maro vitan’ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
Dia raiki-tahotra ny olona rehetra teo, ary fahagagana sy famantarana maro no nataon'ny Apostoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra ny olona rehetra, ary fahagagana sy famantarana maro no nataon’ny apostoly.
malagasy
Dia raiki-tahotra ny olona rehetra teo, ary fahagagana sy famantarana maro no nataon'ny Apostoly.