Acts 2:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra nino dia niray toerana, sady niombonany avokoa ny fananany rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niray toerana ny mpino rehetra, dia niombonany ny fananany rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niray toerana ny mpino rehetra ary niombom-pananana;
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra nino dia niray toerana, sady niombonany avokoa ny fananany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra nino dia niray toerana, sady niombonany avokoa ny fananany rehetra;
malagasy
Ary izay rehetra nino dia niray toerana, sady niombonany avokoa ny fananany rehetra,