Acts 2:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
namidiny ny taniny sy ny fananany ka nozarainy tamin’izy rehetra araka izay nilainy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy namidiny ny taniny sy ny fananany, ka nozarainy tamin’izy rehetra, araka izay nilainy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
namidiny ny taniny sy ny fananany ka ny vola azo dia nifampizaràny araka izay nilain’ny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
ary namidiny ny taniny sy ny fananany ka nozarainy tamin'izy rehetra araka izay nilainy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
namidiny ny taniny sy ny fananany ka nozarainy tamin’izy rehetra araka izay nilainy avy.
malagasy
ary namidiny ny taniny sy ny fananany ka nozarainy tamin'izy rehetra araka izay nilainy avy.