Acts 2:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niray saina isanandro izy ireo ka nazoto nankeo amin’ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano sady nihinan-kanina tamin’ny fifaliana sy ny fahatsoram-po;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nazoto niara-nankao amin’ny Tempoly isan’andro izy rehetra, sy namaky mofo tany an-tranony ary nihinan-kanina tamin-kafaliana sy fahatsoram-po,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nazoto nihaona isan’andro izy rehetra: nivory tao an- kianjan’ny tempoly, niara-nisakafo tany an-tranony avy, nihinan-kanina tamin-karavoana sy fahatsoram-po,
Malagasy Bible 1865
Ary dia niray saina isan'andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan'ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano ka nihinan-kanina tamin'ny fifaliana sy ny fahatsaram-po,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niray saina isanandro izy ireo ka nazoto nankeo amin’ny tempoly* ary namaky mofo tao an-trano sady nihinan-kanina tamin’ny fifaliana sy ny fahatsoram-po;
malagasy
Ary dia niray saina isan'andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan'ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano ka nihinan-kanina tamin'ny fifaliana sy ny fahatsaram-po,nidera an'Andriamanitra sady nahita fitia tamin'ny vahoaka rehetra. Ary ny olom-bonjena dia nanampin'ny Tompo isan'andro ho isan'ireo.