Acts 2:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nidera an’Andriamanitra sady nahita fitia tamin’ny vahoaka rehetra izy. Ary nampitomboin’ny Tompo isanandro ny olom-bonjena ho isan’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niara-nidera an’Andriamanitra sady tsara laza tamin’ny vahoaka rehetra. Ary nanampin’ny Tompo isan’andro ho isan’izy ireo, ny olom-bonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nidera an’Andriamanitra, hany ka mamy hoditra tamin’ny vahoaka rehetra. Ary ny olona izay notarihin’ny Tompo ho amin’ny famonjena dia nataony nanatevin-daharana an-dry zareo isan’andro vaky.
Malagasy Bible 1865
nidera an'Andriamanitra sady nahita fitia tamin'ny vahoaka rehetra. Ary ny olom-bonjena dia nanampin'ny Tompo isan'andro ho isan'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nidera an’Andriamanitra sady nahita fitia tamin’ny vahoaka rehetra izy. Ary nampitomboin’ny Tompo isanandro ny olom-bonjena ho isan’ireo.
malagasy
nidera an'Andriamanitra sady nahita fitia tamin'ny vahoaka rehetra. Ary ny olom-bonjena dia nanampin'ny Tompo isan'andro ho isan'ireo.