Acts 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy Jiosy nonina tany Jerosalema; olona mpivavaka tsara avy tany amin’ny firenena rehetra ambanin’ny lanitra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy Jody mpivavaka tsara nitoetra tao Jerosalema, avy tamin’ny firenena rehetra ambanin’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy Jiosy mpivavaka tsara, zanaka am-pielezana avy tamin’ny firenen-tsamihafa ambanin’ny lanitra, tafatoetra tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy Jiosy, mpivavaka tsara, nitoetra tany Jerosalema, avy tany amin'ny firenena samy hafa rehetra ambanin'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy Jiosy* nonina tany Jerosalema; olona mpivavaka tsara avy tany amin’ny firenena rehetra ambanin’ny lanitra izy ireo.
malagasy
Ary nisy Jiosy, mpivavaka tsara, nitoetra tany Jerosalema, avy tany amin'ny firenena samy hafa rehetra ambanin'ny lanitra.