Acts 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona sady gaga izy ireo ka niteny hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga sy talanjona izy ireo ka vaky nanao hoe: «Andre! tsy avy any Galilea daholo va ireo miteny ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona sy gaga izy rehetra sady vaky vava hoe: –Fa tsy avy any Galilea avokoa ve ireo miteny ireo?
Malagasy Bible 1865
Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona sady gaga izy ireo ka niteny hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?
malagasy
Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?