Acts 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ahoana no andrenesantsika azy amin’ny fitenintsika avy izay nahabe antsika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ahoana àry ity isika no samy mandre azy miteny ny fitenin-drazantsika avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ahoana no andrenesantsika tsirairay avy ny fiteny manokana nahabe antsika?
Malagasy Bible 1865
Koa ahoana no andrenesantsika amin'ny fitenintsika avy izay nahabe antsika
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ahoana no andrenesantsika azy amin’ny fitenintsika avy izay nahabe antsika,
malagasy
Koa ahoana no andrenesantsika amin'ny fitenintsika avy izay nahabe antsika