Acts 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
isika izay Partiana, Mediana, Elamita, mponina any Mezopotamia, Jodia, Kapadokia, Ponto, Azia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny Parta, ny Meda, ny Elamita, sy ny mponina any Mesôpôtamia, Jodea, Kapadôsa, Pônto, Azia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy amintsika avy any Partia, Media, Elama ary misy mponina any Mezôpôtamia; misy mponina eto Jodea; misy koa ny any Kapadôsia, Pônto, Azia,
Malagasy Bible 1865
- dia Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
isika izay Partiana, Mediana, Elamita, mponina any Mezopotamia, Jodia*, Kapadokia, Ponto, Azia,
malagasy
- dia Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia