Acts 20:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra ny tabataba dia nampaka ny mpianatra i Paoly ka nampahery azy sy nanao veloma azy ary lasa nankany Makedonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsahatra ny tabataba, namory ny mpianatra i Paoly, ka nananatra azy, sy nanao veloma azy, dia lasa nankany Masedônia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nijanona ny tabataba, dia namory ny mpianatra i Paoly ka nanao teny fampaherezana ho azy, ary nanao veloma ka niainga nankany Masedônia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra ny tabataba, dia nampaka ny mpianatra Paoly ka nananatra azy sy nanao veloma azy, dia lasa nankany Makedonia izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra ny tabataba dia nampaka ny mpianatra i Paoly ka nampahery azy sy nanao veloma azy ary lasa nankany Makedonia.
malagasy
[Ny nankanesan'i Paoly tany Grisia indray, sy ny niverenany tany Asia] Ary rehefa nitsahatra ny tabataba, dia nampaka ny mpianatra Paoly ka nananatra azy sy nanao veloma azy, dia lasa nankany Makedonia izy.