Acts 20:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina i Paoly ary niankohoka taminy sy namihina azy sady hoy izy: Aza mikorontana ianareo fa mbola ao aminy ihany ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina namonjy azy i Paoly, dia niondrika teo amboniny sy nanohona azy, ary nanao hoe: «Aza manana ahiahy ianareo, fa mbola misy aina ihany izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina i Paoly ary niondrika teo aminy sy nitrotro azy ka nanao hoe: –Aza manahy fa velona izy!
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly nidina, dia niankohoka taminy sy nanohona azy ka nanao hoe: Aza mihorikorika ianareo, fa mbola misy aina ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina i Paoly ary niankohoka taminy sy namihina azy sady hoy izy: Aza mikorontana ianareo fa mbola ao aminy ihany ny ainy.
malagasy
Ary Paoly nidina, dia niankohoka taminy sy nanohona azy ka nanao hoe: Aza mihorikorika ianareo, fa mbola misy aina ihany izy.