Acts 20:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra i Paoly, dia namaky ny mofo ary rehefa avy nisakafo izy dia mbola niresaka ela mandra-paharain’ny andro. Dia lasa nandeha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra indray i Paoly, namaky ny mofo sy nihinana, ary niresaka ambara-pahamaraina ny andro, vao lasa nandeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra indray i Paoly ka nanapaka ny mofo sy nihinana; ary mbola niresaka ela ambara-paharainan’ny andro izy, vao lasa nandeha.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra Paoly, dia namaky ny mofo, ary rehefa nihinana sy niresaka ela ambara-pahamarain'ny andro izy, dia lasa nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra i Paoly, dia namaky ny mofo ary rehefa avy nisakafo izy dia mbola niresaka ela mandra-paharain’ny andro. Dia lasa nandeha izy.
malagasy
Ary niakatra Paoly, dia namaky ny mofo, ary rehefa nihinana sy niresaka ela ambara-pahamarain'ny andro izy, dia lasa nandeha.