Acts 20:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary velona ilay zatovo raha noentina niverina ka faly dia faly tokoa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay tovolahy tamin’izay dia efa velona ka nentin’izy ireo nody tamin-kafaliana lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitondra nody ilay tovolahy efa velona kosa ny olona sady nahazo fampaherezana lehibe.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra ilay zatovo efa velona izy ireo ka faly dia faly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary velona ilay zatovo raha noentina niverina ka faly dia faly tokoa ny olona.
malagasy
Ary nitondra ilay zatovo efa velona izy ireo ka faly dia faly.