Acts 20:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nialoha lalana tamin’ny sambo izahay ka niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an’i Paoly, araka ny teny nomeny, fa ta handeha an-tongotra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izahay kosa dia niondrana an-tsambo, nialoha nankany Asôsy, fa eo no handraisanay an’i Paoly araka ny teny nomeny, satria nandeha an-tanety izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nialoha izahay fa hiondrana amin’ny sambo hitondra anay mankany Aso, fa any no handraisanay an’i Paoly. Fandaminana nataony izany, satria nikasa handeha an-tanety izy.
Malagasy Bible 1865
Ary izahay nialoha ho any an-tsambo, dia niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an'i Paoly, satria eo no fotoana nataony, fa nikasa handeha an-tanety izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nialoha lalana tamin’ny sambo izahay ka niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an’i Paoly, araka ny teny nomeny, fa ta handeha an-tongotra izy.
malagasy
Ary izahay nialoha ho any an-tsambo, dia niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an'i Paoly, satria eo no fotoana nataony, fa nikasa handeha an-tanety izy. [ Na: handeha tongotra]