Acts 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafahaona taminay tany Aso izy dia noraisinay ary lasa nankany Mitilena izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafahaona taminay tany Asôsy izy, dia noraisinay, ka lasa nankany Mitilena izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahatratra anay tao Aso izy, dia noraisinay an-tsambo ka niainga ho any Mitilena izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nihaona taminay tany Aso izy, dia noraisinay, ary dia lasa nankany Mitylena izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafahaona taminay tany Aso izy dia noraisinay ary lasa nankany Mitilena izahay.
malagasy
Ary rehefa nihaona taminay tany Aso izy, dia noraisinay, ary dia lasa nankany Mitylena izahay.