Acts 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tany Mileto i Paoly dia nandefa iraka hankany Efesosy ka nampiantso ny loholon’ny fiangonana hankeo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola tany Mileto izy, dia naniraka hankany Efezy, nampaka an’ireo Pretran’ny Fiangonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naniraka olona avy tao Mileto nankany Efeso i Paoly, hampaka ireo loholon’ny Fiangonana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tany Mileto Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon 'ny fiangonana hankeo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tany Mileto i Paoly dia nandefa iraka hankany Efesosy ka nampiantso ny loholon’ny fiangonana hankeo aminy.
malagasy
[Ny anatra nataon'i Paoly tamin'ny loholon'ny fiangonana tao Efesosy] Ary raha tany Mileto Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon'ny fiangonana hankeo aminy. [ Gr. presbytera]