Acts 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin’ny andro voalohany nahatongavako teto Azia izay toetry ny fitondrantenako taminareo tamin’ny fotoana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony tafavory teo aminy izy ireo, dia hoy izy taminy: «Fantatrareo hatramin’ny andro voalohany nahatongavako teto Azia, izay toetry ny fitondran-tenako taminareo hatrany hatrany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga teo aminy ry zareo, dia nataony hoe: –Fantatrareo tsara ny fitondrantenako mandritra ny fotoana nahateto aminareo ahy, hatramin’ny andro voalohany nahatongavako tamin’ny faritany Azia.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin'ny andro voalohany nahatongavako teto Asia izay toetry ny fitondran-tenako taminareo tamin'izany andro rehetra izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin’ny andro voalohany nahatongavako teto Azia izay toetry ny fitondrantenako taminareo tamin’ny fotoana rehetra,
malagasy
Ary nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin'ny andro voalohany nahatongavako teto Asia izay toetry ny fitondran-tenako taminareo tamin'izany andro rehetra izany,