Acts 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny nanompoako ny Tompo tamin’ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin’ny teti-dratsin’ny Jiosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nanompo ny Tompo tamim-panetren-tena lehibe sy tamin-dranomaso aho, ary tamim-piaretana ny fahoriana noho ny nikendren’ny Jody ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanompo ny Tompo tamim-panetrentena fatratra aho satria nianjadian’alahelo sy fitsapana noho ny fiokoan’ny Jiosy hamely ahy.
Malagasy Bible 1865
dia ny nanompoako ny Tompo tamin'ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin'ny fanotrehan'ny Jiosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny nanompoako ny Tompo tamin’ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin’ny teti-dratsin’ny Jiosy*,
malagasy
dia ny nanompoako ny Tompo tamin'ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin'ny fanotrehan'ny Jiosy,