Acts 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nitety izany tany izany izy dia nampahery ny olona tamin’ny teny maro ary tonga tany Gresy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitety izany faritany izany izy, namporisika ny olona tamin’ny teny maro, dia lasa nankany Gresy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaky izany faritany izany izy ka nitoriteny imbetsaka nampahery ny mpino;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitety izany tany izany sy nananatra ny olona tamin'ny teny maro izy, dia tonga tany Grisia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nitety izany tany izany izy dia nampahery ny olona tamin’ny teny maro ary tonga tany Gresy.
malagasy
Ary rehefa nitety izany tany izany sy nananatra ny olona tamin'ny teny maro izy, dia tonga tany Grisia.