Acts 20:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nambarako tamin’ny Jiosy sy ny Grika koa ny fibebahana amin’Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambarako tamin’ny Jody sy tamin’ny Jentily ny fanatonana an’Andriamanitra amin’ny fibebahana sy ny finoana an’i Jesoa Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Jiosy ary koa ny hafa firenena dia samy nijoroako ho vavolombelona ka notaomiko hiala tamin’ny toe-dratsy ka hitodika amin’Andriamanitra sady hino an’i Jesoa Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
ary nambarako tamin'ny Jiosy sy ny jentilisa koa ny fibebahana amin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nambarako tamin’ny Jiosy sy ny Grika koa ny fibebahana amin’Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesosy Kristy* Tompontsika.
malagasy
ary nambarako tamin'ny Jiosy sy ny jentilisa koa ny fibebahana amin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy Kristy Tompontsika. [ Gr. Grika]