Acts 20:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, indro, tery am-panahy hankany Jerosalema aho, nefa tsy fantatro izay hanjo ahy any,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny indro teren’ny Fanahy hankany Jerosalema aho; nefa tsy fantatra izay hanjò ahy any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny, indro aho teren’ny Fanahy Masina hankany Jerosalema, saingy tsy fantatro izay hanjo ahy any.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, indro, tery am-panahy hankany Jerosalema aho, nefa tsy fantatro izay hanjo ahy any,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, indro, tery am-panahy hankany Jerosalema aho, nefa tsy fantatro izay hanjo ahy any,
malagasy
Ary ankehitriny, indro, tery am-panahy hankany Jerosalema aho, nefa tsy fantatro izay hanjo ahy any, [ mifatotra]