Acts 20:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy izay ambaran’ny Fanahy Masina amiko amin’ny isan-tanàna, fa hisy famatorana sy fahoriana miandry ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao ihany no ambaran’ny Fanahy Masina amiko isan-tanàna isan-tanàna alehako, dia misy famatorana sy fanenjehana miandry ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hany fantatro: isan-tanàna alehako, dia ambaran’ny Fanahy Masina amiko fa fonja amam-pahoriana no miandry ahy.
Malagasy Bible 1865
afa-tsy izay ambaran'ny Fanahy Masina amiko amin'ny isan-tanàna, fa hisy famatorana sy fahoriana hanjo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy izay ambaran’ny Fanahy Masina amiko amin’ny isan-tanàna, fa hisy famatorana sy fahoriana miandry ahy.
malagasy
afa-tsy izay ambaran'ny Fanahy Masina amiko amin'ny isan-tanàna, fa hisy famatorana sy fahoriana hanjo ahy.