Acts 20:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, ankehitriny dia fantatro fa tsy hahita ny tavako intsony ianareo rehetra izay nalehako nitoriako ny fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Eny iky, ry olona nalehako nitoriako ny fanjakan’Andriamanitra! fantatro fa tsy hahita ny tarehiko intsony ianareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noteteziko avokoa ianareo rehetra ka nitoriako ny Fanjakàn’Andriamanitra; fantatro anefa ankehitriny fa tsy hahita ahy intsony ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ankehitriny fantatro fa tsy hahita ny tavako intsony ianareo rehetra izay nalehako nitoriako ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, ankehitriny dia fantatro fa tsy hahita ny tavako intsony ianareo rehetra izay nalehako nitoriako ny fanjakana.
malagasy
Ary, indro, ankehitriny fantatro fa tsy hahita ny tavako intsony ianareo rehetra izay nalehako nitoriako ny fanjakana.