Acts 20:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin’ny ranareo rehetra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izany no ilazako aminareo anio fa afa-tsiny amin’ny ranareo rehetra aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no ambarako aminareo anio: raha toa ka misy aminareo manalavitra an’Andriamanitra, dia anareo ny andraikitra fa afaka adidy aminareo rehetra aho.
Malagasy Bible 1865
Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin'ny ranareo rehetra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin’ny ranareo rehetra aho.
malagasy
Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin'ny ranareo rehetra aho.