Acts 20:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nafeniko anareo fa notoriko taminareo avokoa ny fikasan’Andriamanitra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria efa nambarako avokoa fa tsy nisy nafeniko taminareo ny sitrapon’Andriamanitra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nafeniko fa notorîko taminareo avokoa ny fikasan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nafeniko anareo, fa notoriko taminareo avokoa ny saina rehetra natolotr'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nafeniko anareo fa notoriko taminareo avokoa ny fikasan’Andriamanitra rehetra.
malagasy
Fa tsy nafeniko anareo, fa notoriko taminareo avokoa ny saina rehetra natolotr'Andriamanitra.