Acts 20:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo ka tsy hiantra ny ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo, izay tsy hitsitsy ny ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa rehefa tsy eny intsony aho, dia ho avy eo aminareo ny amboadia masiaka izay tsy hitsimbina ny ondry.
Malagasy Bible 1865
Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo ka tsy hiantra ny ondry.
malagasy
Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry. [ Gr. lopa]