Acts 20:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona sasany hitory teny tsy marina ka hitaona ny mpianatra hanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny sasany avy aminareo aza dia hitsangana hampianatra hevi-diso, ka hitaona ny mpianatra hanaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo amin’ny samy ianareo ihany aza no hisy hijoro hilaza lainga mba hitaomany ny mpianatra hanaraka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary avy aminareo no hiposahan'ny olona sasany mitory teny tsy marina hitaona ny mpianatra hanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona sasany hitory teny tsy marina ka hitaona ny mpianatra hanaraka azy.
malagasy
Ary avy aminareo no hiposahan'ny olona sasany mitory teny tsy marina hitaona ny mpianatra hanaraka azy.