Acts 20:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miambena ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman’alina, tamin’ny ranomaso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa miambena re, ary tsarovy lahy fa telo taona maninjitra anie aho no tsy nitsahatra andro aman’alina nananatra anareo tsirairay avy, tamin-dranomaso!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, miambena ianareo ka tsarovy fa telo taona maninjitra, tsy niato aho namarafara anareo tsirairay andro aman’alina, eny, tamin-dranomaso aza.
Malagasy Bible 1865
Koa miambena, ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman'alina tamin'ny ranomaso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miambena ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman’alina, tamin’ny ranomaso.
malagasy
Koa miambena, ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman'alina tamin'ny ranomaso.