Acts 20:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny aho dia manolotra anareo ho amin’Andriamanitra sy ho amin’ny tenin’ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin’izay rehetra nohamasinina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary ankehitriny, ankiniko amin’Andriamanitra sy amin’ny tenim-pahasoavany ianareo, dia amin’Ilay mahay mandavorary sy manome lova anareo miaraka amin’Izay efa masina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny ianareo dia ankiniko amin’Andriamanitra sy amin’ny teniny mirakitra fahasoavana. Andriamanitra no hampahery anareo sy hanome anareo ny soa izay nataony ho anjaran’ireo rehetra voatokana ho Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny aho dia manolotra anareo ho amin’Andriamanitra sy ho amin’ny tenin’ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin’izay rehetra nohamasinina.
malagasy
Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina.