Acts 20:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba naniry volafotsy na volamena na lamban’olona aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba naniry izay volafotsy, na volamena, na fitafian’olona aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba nisy volafotsy na volamena na fitafian’iza na iza notsiriritiko.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba naniry volafotsy na volamena na lamban'olona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba naniry volafotsy na volamena na lamban’olona aho.
malagasy
Tsy mba naniry volafotsy na volamena na lamban'olona aho.