Acts 20:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatrareo ihany fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy izay niaraka tamiko, izay nilainay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrareo fa ireto tanana ireto no nahazoako izay rehetra nilaiko sy nilain’izay rehetra niaraka tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo fa ireto tanako ireto no niantoka izay nilaiko, ho ahy sy ho an’ny mpiara-dia tamiko.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatrareo ihany fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy ny niaraka tamiko izay nilainay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatrareo ihany fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy izay niaraka tamiko, izay nilainay.
malagasy
Fa fantatrareo ihany fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy ny niaraka tamiko izay nilainay.