Acts 20:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy niteny izany izy dia nandohalika teo ka niara-nivavaka tamin’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nilaza izany izy, dia nandohalika ka niara-nivavaka tamin’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy niteny izany i Paoly, dia nandohalika teo ka niara-nivavaka tamin’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niteny izany izy, dia nandohalika teo ka niara-nivavaka tamin'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy niteny izany izy dia nandohalika teo ka niara-nivavaka tamin’izy rehetra.
malagasy
Ary rehefa niteny izany izy, dia nandohalika teo ka niara-nivavaka tamin'izy rehetra.