Acts 20:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitomany mafy izy rehetra, dia namihina ny vozon’i Paoly ka nanoroka azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitomany mafy izy rehetra, sy namihina ny vozon’i Paoly ary nanoroka azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitomany avokoa ireo loholona ary samy namihina an’i Paoly sady nanoroka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nitomany mafy izy rehetra, dia namihina ny vozon'i Paoly ka nanoroka azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitomany mafy izy rehetra, dia namihina ny vozon’i Paoly ka nanoroka azy
malagasy
Ary nitomany mafy izy rehetra, dia namihina ny vozon'i Paoly ka nanoroka azy,sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy teny an-tsambo izy. [Ny nahatongavan'i Paoly tany Jerosalema, sy ny nataony hampihena ny tsi-fitiavan'ny Kristiana tany Palestina azy]