Acts 20:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy hatreny amin’ny sambo izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nalahelo loatra izy, indrindra ange fa tamin’ny nilazany hoe: Tsy hahita ny tarehiko intsony ianareo. Dia nanatitra azy hatreny an-tsambo izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo mafy izy rehetra, indrindra noho ny nilazany hoe: «Tsy hahita ahy intsony ianareo.» Dia naterin’izy rehetra teny an-tsambo i Paoly.
Malagasy Bible 1865
sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy teny an-tsambo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy hatreny amin’ny sambo izy ireo.
malagasy
sady nalahelo loatra noho ny nilazany fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy teny an-tsambo izy. [Ny nahatongavan'i Paoly tany Jerosalema, sy ny nataony hampihena ny tsi-fitiavan'ny Kristiana tany Palestina azy]