Acts 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka taminy hatrany Azia i Sopatera, zanak’i Piro, avy any Beria, i Aristarko sy i Sekondo avy any Tesalonika, i Gaio avy any Derbe, i Timoty sy i Tikiko ary i Trofimo avy any Azia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireto no niaraka hatrany Azia: i Sôpatera zanak’i Pirosy avy any Berea, i Aristarka sy i Sekondosy avy any Tesalonika, i Gaiosy avy any Derbe, ary i Timote sy i Tisìka sy i Trôfima avy any Azia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niara-dia taminy koa i Sôpatera, zanakalahin’i Piro sady avy amin’ny tanànan’i Berea, ary koa i Aristarka sy i Sekônda avy any Tesalônika, i Gaio avy any Derba sy i Timôty, i Tisiko sy i Trôfimo avy any amin’ny faritany Azia.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak'i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka taminy hatrany Azia i Sopatera, zanak’i Piro, avy any Beria, i Aristarko sy i Sekondo avy any Tesalonika, i Gaio avy any Derbe, i Timoty sy i Tikiko ary i Trofimo avy any Azia.
malagasy
Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak'i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia.