Acts 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy jiro maro tao amin’ny efitrano ambony izay niangonanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jiro maro no tao amin’ny efitra ambony niangonanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro jiro ilay efitrano niangonanay tao ambony rihana.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy jiro maro teo an-trano ambony izay niangonanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy jiro maro tao amin’ny efitrano ambony izay niangonanay.
malagasy
Ary nisy jiro maro teo an-trano ambony izay niangonanay.