Acts 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitoetra tao nandritra ny andro maromaro izahay dia nisy mpaminany iray antsoina hoe Agabo nidina avy tany Jodia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitoetra tao andro vitsivitsy izahay, dia nisy mpaminany anankiray atao hoe Agabosy tonga avy any Jodea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nitoetra tao andro maro izahay no nidina avy tany Jodea ny mpaminany anankiray, atao hoe Hagabo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitoetra tao andro maro izahay, dia nisy mpaminany anankiray atao hoe Agabo nidina avy tany Jodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitoetra tao nandritra ny andro maromaro izahay dia nisy mpaminany iray antsoina hoe Agabo nidina avy tany Jodia*.
malagasy
Ary raha nitoetra tao andro maro izahay, dia nisy mpaminany anankiray atao hoe Agabo nidina avy tany Jodia.