Acts 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao renay izany dia nangataka tamin’i Paoly izahay mbamin’izay nonina teo mba tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre izany izahay sy ny mpianatra tao, dia nihanta tamin’i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany teny izany izahay sy ny havana iray finoana tao Kesaria, dia niangavy an’i Paoly tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao renay izany, dia nangataka taminy izahay mbamin'izay nonina teo mba tsy hiakarany any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao renay izany dia nangataka tamin’i Paoly izahay mbamin’izay nonina teo mba tsy hiakatra any Jerosalema.
malagasy
Ary raha vao renay izany, dia nangataka taminy izahay mbamin'izay nonina teo mba tsy hiakarany any Jerosalema.