Acts 21:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tsy nanaiky izy dia nionona izahay ka niteny hoe: Aoka ny sitrapon’ny Tompo no hatao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy laitra nahodina izy, ka nitsahatra terỳ izahay nanao hoe: «Aoka ho tanteraka izay sitrapon’ny Tompo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy naharesy lahatra azy izahay fa niala maina ka nilaza hoe: –Hatao anie izay sitraky ny Tompo!
Malagasy Bible 1865
Ary nony tsy nanaiky izy, dia nitsahatra izahay ka nanao hoe: Aoka ny sitrapon'ny Tompo no hatao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tsy nanaiky izy dia nionona izahay ka niteny hoe: Aoka ny sitrapon’ny Tompo no hatao.
malagasy
Ary nony tsy nanaiky izy, dia nitsahatra izahay ka nanao hoe: Aoka ny sitrapon'ny Tompo no hatao.