Acts 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nifehy entana izahay ka niakatra nankany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany andro izany, nifehy izay tokony hoentinay izahay dia niakatra ho any Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka izany andro izany, dia nifehy entana izahay ka niakatra hankany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany andro izany, dia nifehy entana izahay ka niakatra nankany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nifehy entana izahay ka niakatra nankany Jerosalema.
malagasy
Ary rehefa afaka izany andro izany, dia nifehy entana izahay ka niakatra nankany Jerosalema.