Acts 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin’i Menasona avy any Sipra, mpianatra tranainy, izay nandray anay ho vahiny tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy mpianatra sasany avy any Sezarea niaraka taminay koa; nitondra mpianatra maintimolaly anankiray avy any Sipra izy ireo atao hoe Mnasôna: tao amin’io no nokasainay hitoerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy mpianatra sasany avy ao Kesaria niara-dia taminay ary nitondra anay tao amin’ilay olona tokony hiantranoanay, dia i Menasôna avy any Sipra, izay efa mpino hatry ny ela.
Malagasy Bible 1865
Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin'i Menasona, olona avy any Kyprosy sady mpianatra maintimolaly, izay nokasainay hitoerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin’i Menasona avy any Sipra, mpianatra tranainy, izay nandray anay ho vahiny tao aminy.
malagasy
Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin'i Menasona, olona avy any Kyprosy sady mpianatra maintimolaly, izay nokasainay hitoerana.